The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
China
Lohahevitra:
Lalàna
Teny:
Malagasy

 

Nadikan'i William Long  avy amin'ny teny shinoa ho amin'ny teny anglisy ny atao hoe “vaovao mampidi-doza”. Notsoahiny avy amin'ny lalàna  [shinoa] fanaraha-maso ny tambazotram-pamoaham-baovao sy izay apetraka anaty aterineto (avy amin’ny teny anglisy manao hoe: “Computer Information Network and Internet Security, Protection and Management Regulations” ) ny tranga sivy famaritana azy ireo. Indreto atolotra anareo aloha ny roa voalohany fa anjaranareo ny manohy azy.

(1) Mandrisika ny olona hanohitra na handika ny lalampanorenana, ny lalàna na ny didim-pifehezana navoakan’ny mpitondra.

(2) Manaika ny olona hanohitra, hioko na hanongana ny governemanta na ny rafi-pitondrana sosialista.

Oiwan Lam

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.